"Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no ahatohitra antsika"-Rom 8:31b- 

                                      TONGA SOA                                         

Liam-baovao izao tontolo izao ary miezaka hanatsara ny fitaovam-pifandraisana araka izay azo atao.

Nahoana moa isika no tsy mba liana ihany koa hahafantatra ny zava-misy manodidina antsika na eo amin'ny fiangonana na eo amin'ny fiainantsika rehetra mihitsy! Izany indrindra no anton'izao fandrafetana siteweb izao, dia ny hanabeazana antsika (éduquer), 

hampandrenesana (informer), hanofanana (former) ary hifandraisantsika (communiquer) bebe kokoa. Koa eo anatrehan'izany rehetra izany dia mampirisika antsika  hitsidika, hamaky, hizara  ary hanohana ny fandrafetana azy.

Ny Tompo anie homba ity siteweb ity ary hitahy ny mpitsidika rehetra koa!   Amen!


  VELOMIN'NY TENINY

Diabe fiaraha-mitrandraka
             ny Baiboly