DEPARTEMANTA SERVICE COMMUNAUTAIRE SY AUMONERIE         

Andefasana ny fiangonana rehetra eto Analamanga

Antony : Fankalazana andro iraisam-pirenena ho an’ny marary

Ny Alakamisy 11 febroary 2016

Toerana: Chapelle Catholique HJRA

Ora: amin’ny 9 ora maraina

Anjarantsika advantista: PPN (savony, siramamy, vary, sns)

Aoka samy hitondra ny isam-piangonana. Fantaro fa miisa 900 ireo marary ao amin’ny HJRAsy Befelatanana. Aoka samy hitondra bokikely toy ny fahasalamana sy fiadanana.