DEPARTEMANTA ’ny  TANORA         

Andefasana ny Pasteur, chef guide, ny CD rehetra sy ny staff rehetra eto amin’ny FMC

Antony recyclage Chef guide

Ny 16-20 febroary 2016

Toerana: Mizara roa ny toerana hanaovana azy

-      Région Analamanga, Itasy, Vakinankaratra, Bongolava : Any Tsiroanomandidy

-      Région Analanjirofo, Atsinanana,Alaotra Mangoro: Any Fenoarivo Atsinanana

Frais géneraux : 5000 ariary ka any amin’ny CR na pastoran’ny distrika no aterina alohan’ny sabata 13 febroary 2016.

Saran-dalana Antananarivo-Tsiroanomandidy: 9000 ariary

Saran-dalana Toamasina Fenoarivo atsinanana: 5 000 ariary